Fiainana

Nampidirin'i thonli | 1 Apr, 2009
Mieritreritra ny lasa ary mandinika ny hoavy;mba tsy hanenenana ny vita.
thonli

Ny any aminay

Nampidirin'i thonli | 1 Apr, 2009
Mamiko indrindra tsy haiko hafindra ny any aminay.
Vohitra kely tsy ananako zato fa iray dia iray.
thonli

ilay kely kingalahy

Nampidirin'i thonli | 17 Feb, 2009
thonli
miarahaba atsika mpikambana ato amin'ny serasera.Aty frantsa izaho io no miarahaba anareo e

Fiarahabana ny namana rehetra

Nampidirin'i thonli | 17 Feb, 2009
manahoana daholo e.Manahoana daholo r'izareo a! ny namana tsy manadino ihany ity e.

Tonga soa thonli!

Nampidirin'i thonli | 17 Feb, 2009
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity.
Misaotra anao mampiasa ny Blaogy.