Ny any aminay

Nampidirin'i thonli | 1 Apr, 2009
Mamiko indrindra tsy haiko hafindra ny any aminay.
Vohitra kely tsy ananako zato fa iray dia iray.
thonli